Entry | mandrora tay maina | |
Elementary words | mandrora ; tsy ; maina | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1] | |
Vocabulary | Health | |
Updated on 2023/05/22 |